Mpanjaka Tsitoha
HTML-код
- Опубликовано: 8 апр 2025
- Mpanjaka Tsitoha ilay Tompo hivavahantsika
Mahery tokoa i Jesoa ilay Mpamonjy antsika
Ny fahavalony lefy, fahafatesana resy
Fa tsy afa-nitàna Azy tao am-pasana
Ny tontolo dia sina, ireo tsy tia dia nangina
Fa mahery Tsitoha, Tsitoha tokoa ilay Jesoa
Efa velona Jesoa, efa velona Jesoa
Dia naseho niharihary fa Jesoa Zanahary
Mifalia, mihobia re, asandrato ny hosana
Miravoa ka derao re, fa Jesoa no Kristy